top of page

Fakana  course amin'i Misy 

image.png
image.png
image.png
image.png
image.png
image.png
image.png
nav_pin_day_mode.png
nav_pin_day_mode.png
nav_pin_day_mode.png
nav_pin_day_mode.png
nav_pin_day_mode.png
nav_pin_day_mode.png
nav_pin_day_mode.png
nav_pin_day_mode.png
nav_pin_day_mode.png
nav_pin_day_mode.png
image.png
image.png
image.png
image.png
image.png
image.png
image.png
image.png
image.png
image.png
image.png
image.png

Étape 1

Tsindrio ny  « Ho aiza ? »

Étape 2

Apetraky ny App avy hatrany ny toerana hakana izay misy anao na ampidiro ny adiresy hakana raha toerana hafa. 

Soraty eo amin'ny "Ho aiza?"ny adiresin'ny toerana hanaterana. 

Étape 3 - Mitady ny toerana hatongavana 

Antsoratra:

Afaka karohina avy hatrany amin'ny fampiasana Google Maps. Tsindrio eo amin'ny fikarohana (1), soraty ny adiresy (2) ary fidio eo amin'ny lisitra ny adiresy (3)

Étape 3 -

Aminy fampiasana ny fanondroana eo amin'ny saritany:

a. Tsindrio ny « Ametraka toerana eo amin'ny saritany » 

Étape 3 -

b. Ahisano ny saritany eo amin'ny ecran, alebiazo na akelezo ny saritany mba hametrahana ny fanondroana eo amin'izay toerana haleha, tsindrio avy eo ny « Manamafy »

Étape 3 -

Fampidirana ny toerana misy anao :

Tsindrio ny « Misy ahy » (1) dia avy eo tsindrio ny « Manamafy ny haleha » (2)

Étape 4 - Mifidy sokajy fiara

Tsindrio ny sokajy nofodiana (1) avy eo tsindrio ny  « Safidy» (2)

Étape 5 - Misafidy ny fandoavana ny sarany

Tsindio ny fomba fandoavam-bola nosafidiana(1) avy eo tsindrio ny  « Manaraka » (2)

Étape 6

Tsindrio ny « Manamafy » mba hanamafisana  ny adiresy hakana 

Mitady izay mpamily manodidina sy akaiky ny misy anao ny application


Afaka foananao ny fangatahana course, amin'izany tsindrio ny  « Hanafoana course »

2 - Déroulement de la course

image.png

Votre chauffeur est en chemin vers votre lieu de prise en charge, l’application vous indique dans combien de minutes le chauffeur arrive.

⚠️ Vous devez attendre votre chauffeur au lieu de prise en charge indiqué.

image.png

Le chauffeur est arrivé, vérifier le prénom du chauffeur ainsi que la plaque d’immatriculation du véhicule avant de monter. 

⚠️ Refusez toute solicitation du chauffeur d'effectuer la course en dehors de l'application afin de garantir votre sécurité et le prix de la course

image.png

La course démarre, l’application vous indique votre heure d’arrivée ainsi qu'un suivi de la course en temps réel

3 - Paiement de la course

image.png

Étape 7 - Fandoavana ny sarany

Raha vao tonga eny amin'izay naleha ianao dia misoratra eo amin'ny ecran ny vola aloanao arakaraky ny fomba fandoavana course nosafidianao. 

image.png
image.png

Étape 8 - Fanomezana naoty ny course

Rehefa vita soa aman-tsara ny course dia afaka manome naoty (1) sy fanamarihana ho an'nny mpamily (2) ianao. Tsindrio ny « Mandefa » mba hanamafisana azy.

bottom of page